LALÀNA 7 HAMORONANA HARENA

-

VIDINY : 40 000Ar

"Ilay boky malaza izay nanova ny fiainan’ny olona an-tapitrisany… nosoratana mba ho azaon'ireo Malagasy .

FA MANINONA NO TOKONY HAKA AN'IO BOKY IO IANAO ?

IO NO DINGANA VOALOHANY HANDEHANANAO ANY AMIN'NY FAHAFAHANA ARA-BOLA

“Lalàna 7 Hamoronana Harena” dia fandikana sy fanamboarana manokana ho an’ny Malagasy, avy amin’ilay boky malaza eran-tany “L’Homme le plus riche de Babylone”, izay efa nivarotra mihoatra ny 5 tapitrisa ISA maneran-tany.

Ity boky ity dia mampiseho amin’ny alalan’ny tantara tsotra sy manan-tsaina ny lalàna 7 mitoetra mandrakizay amin’ny famoronana harena, fahendrena avy tany Babylone taloha, saingy mifanaraka tsara amin’ny fiainan’ny Malagasy ankehitriny.

NY TENA MAMPIAVAKA AN'ITO BOKY ITO

Tsy boky feno théorie sarotra izy io.
Fa tantara tena nisy tany Babylona efa ho 4 000 taona lasa, saingy mbola manankery sy azo ampiharina tsara amin’ny fiainana eto Madagasikara ankehitriny.

Izy no manaporofo fa miova ny vanim-potoana, fa tsy miova ny lalàn’ny harena.

NY ZAVATRA IANARANAO ATO

👉 Fomba hitahirizana vola na dia amin’ny fidiram-bola kely aza


👉 Lalàna 7 mandrakizay amin’ny famoronana harena

👉 Antony maha-zava-dehibe ny mandoa tena aloha alohan’ny handoavana faktiora

👉 Fomba hampiasana ny volanao hiasa ho anao


👉 Hadisoana ara-bola ataon’ny Malagasy 90 %, sy ny fomba hisorohana azy ireo

NY MAMPIAVAKA AN'IO BOKY IO


👉 Loharanon’aingam-panahy ho an’i Robert Kiyosaki (mpanoratra ny Père Riche, Père Pauvre)


👉 Ampiasaina ao anatin’ny Masterclass momba ny fahaizana mitantana vola eto Madagasikara


👉 Nadika sy namboarina amin’ny teny malagasy ho mora takatry ny rehetra

FIJOROANA VAVOLOMBELON'IREO IZAY EFA NIVIDY ILAY BOKY

⭐⭐⭐⭐⭐

Hery, 27 ans – Antananarivo

“Nihevitra foana aho fa kely loatra ny karamako ka tsy afaka mitahiry.

Fa rehefa namaky ity boky ity aho dia tsapako fa tsy ny habetsahan’ny vola no olana, fa ny fomba fitantanako azy.

Ankehitriny, mametraka 10% amin’ny volako isan-bolana aho ho tahiry, ary manomboka mampiasa vola tsikelikely.”

⭐⭐⭐⭐⭐

Fanja, 34 ans – Toamasina

“Manan-janaka 3 aho, ary taloha dia tsy nahavita hatramin’ny faran’ny volana mihitsy. Fa ity boky ity no nampianatra ahy ny fomba tsotra sy mazava amin’ny fitantanana vola, amin’ny fanasarahana ny vola sy ny fifehezana ny trosa.

Vokany? Afaka nanomboka asa madinika fivarotana ranom-boankazo aho tamin’ny tahiry kely azoko!”

⭐⭐⭐⭐⭐

Mahery, 22 ans – Mahajanga

“Nihevitra aho taloha fa mila manankarena vao afaka mampiasa vola. Fa ity boky ity no nanokatra ny masoko: na dia 20 000 Ar monja aza, raha apetraka amin’ny toerana mety isam-bolana, dia afaka mitombo ho harena. Manoro hevitra an’ireo tanora rehetra te hanomboka fandraharahana aho mba hamaky azy ity.”

MANANA TOLOTRA MIAVAKA HO ANAO AHO ANDROANY !

Tolotra ho anao amin'ny boky L’Homme le plus riche de Babylone

(version française + Version malagasy)

💵 Vidiny tokana : 40 000 Ar

🎁 Bonus miaraka : PDF + Budget Planner

Aza avela ho kisendrasendra ny volanao sy ny hoavinao ara-bola.

Ianaro dieny izao ireo lalàna momba ny harena izay efa nanova ny fiainan’ny olona an-tapitrisany maneran-tany.

👉 Tsindrio ny bouton etsy ambany mba hanafatra ny bokinao ary hanomboka ny fiovanao ara-bola anio mihitsy.

Raha ampiharinao ireo fitsipika ao anaty boky, dia hahita vokatra ianao manomboka ny volana voalohany.

Tsy misy teny sarotra, tsy misy fampanantenana poakaty.
Fa lalàna mandrakizay momba ny harena izay niasa tany Babylona efa 4 000 taona lasa, ary miasa tsara hatramin’izao eto Madagasikara.

© 2025 Lalàna 7 Hamoronana Harena – Tous droits réservés

Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipisicing elit. Autem dolore, alias, numquam enim ab voluptate id quam harum ducimus cupiditate similique quisquam et deserunt, recusandae.